Video mpanampy amin'ny lesona faha-3 amin'ny andiany ihany izay mamaly ireto fanontaniana ireto: Inona no antony mety hanampy antsika hahafantatra ny hevitry ny Soratra Masina tany am-boalohany? Inona no dikan'ny hoe exégèse grama-tantara? Ahoana no ahafahan'ny fampahalalana momba ny mpanoratra ny boky iray ao amin'ny Soratra Masina hanampy antsika hahafantatra ny hevitry ny boky tany am-boalohany? Ahoana no ahafahan'ny fampahalalana momba ny mpihaino tany am-boalohany ny boky iray ao amin'ny Soratra Masina hanampy antsika hahafantatra ny heviny? Ahoana no nanamboaran'ny mpanoratra ny Soratra Masina ny fitaovana ampiasainy mba hahalalany bebe kokoa ny mpihaino azy tany am-boalohany? Nandritra ny Moyen Âge, zava-dehibe kokoa ve ny fanantitran'ny hevitry ny Soratra Masina noho ny nentim-paharazana ao amin'ny Ekklesia? Efa voova ve ny lahatsoratra ao amin'ny Baiboly rehefa ela? Inona no vokatry ny tsy firaharahana ny toe-javatra tantara ao amin'ny andalana ao amin'ny Soratra Masina?
